Entrée valaka
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mahatsiaro tena ho reraka noho ny hery lany nampiasaina; trotraka; kotra: Valaky ny asa tany Rabe. (Tsara homarihina ny mahasamy hala ny hoe: "sasatra, vizana, valaka ary trotraka": ny hoe "sasatra" dia ilazana fahatsiarovan-tena ho reraka noho ny fahenjanan' ny hozatra indrindra: Sasatry ny miandry; ny hoe "vizana" kosadia noho ny tsy fiovampihetsehana indrindra: Vizan' ny mihorirana ny marary; ny "valaka", dia noho ny hamafisan' ny asa: Valaky ny asa tany izy, ary ny "trotraka", mitovy hevitra amin' ny valaka ihany saingy mafimafy kokoa indray) [Rajemisa 1985]
Citations 

2009/02/23