Entrée | 1 manao ny halako bika tsy tiako tarehy |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 manao, hala, bika, tsy, tia, tarehy |
Explications en malgache |
4 [1.1] entina milaza fiangarana noho ny tsy fitiavana, ka raha vao ilay tsy tiana, dia lazaina fa ratsy sy diso na dia tsy izany akory aza |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |