Entrée manao kely tsy mba mamindro (tao, kely, tsy, mba, mindro)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza ny fahefana tsy miraharaha ny kely fa manifikifika fotsiny amin' ny hery ananany; manositosika ny madinika [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31