|
|
|
|

Entrée1  manao am-batonikaky
Mots élémentaires  2  manao, 3  ambatonikaky
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  mandraikitra zavatra indray mandeha, ka tsy azo ovana intsony io; mihenahena amin' ny teny natao, toy ny mpivarotra tsy azo iadiam-barotra [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12