|
|
|
|

Entrée1  Ikaky
Partie du discours  2  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  3  Idada: Maty aho, ry Ikaky sy Ineny
Teny iantsoana na ilazana ireo lehilahy efa zokiolona mba ho fanajana azy: Menatra anao aho, ry Ikaky, fa aza dia dokadokafanao ~ Dia nandeha Ikaky Rabe ka tonga teny an-tampon' ny tendrombohitra [1.1]
Explications en anglais  4  a familiar word used in addressing or speaking of old men, my father. [Mal. Ibu kaka, grandparent.] [1.2]
5  father (a respectful term) cf. dada, ray [1.7]
Explications en français  6  mon père, notre père ; terme honorifique employé en s’adressant aux anciens ou en parlant des anciens personnages marquants [1.3]
7  père (terme respectueux); cf dada, ray [1.8]
Exemples  8  Ho tanteraka tokoa ity ny tsodranon' ikaky. [2.528]
9  Handrava ny hevitra efa tapak' ikaky sy Ineny! [2.285]
10  ilay zavatray iny r' ikaky, nalain' ny mpanjaka. [2.606]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  14  Etiquette 15  Rapports: famille
Synonymes  16  aba, ada, baba, dada, ray
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot Ikaky

Anagrammes  18 akiky, 19 Ikaky, 20 kaiky, 21 kiaky

Mis à jour le 2025/09/12