Entrée mana
Partie du discours nom
Définition française  [Tankarana] calamité [David 1952 (takila M)]

Entrée mana
Partie du discours nom
Définition malgache Sakafo nomen' Andriamanitra ho an' ny zanak' i Israely fony izy tany an' efitra [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Entrée mana~
Partie du discours préfixe [Mots avec mana~]
Définition malgache Tovona fanaovana matoan tenin'ny mpanao, izay mikambana amin'ny ft mpamaritra anarana milaza toetra ka "mahatonga ho" no heviny: Manalava, manamavo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise variant of the prefix man~, mam~; also sometimes form verbs with a causal meaning, as: manakodìa, to cause to roll [Hallanger 1973]

2017/06/29