|
|
|
|

Entrée (1/2)1 man~
Partie du discours  2 préfixe [Liste complète]
Explications en malgache  3Tovona fanaovana matoantenin' ny mpanao ka toy izao sy toy izao avy ny fiovan' ny fototeny mikambana aminy:.
4a) fototeny manomboka amin' ny zanatsoratra sy ny renisoratra d, g, j: dia mikambana tsotra aminy ny man: man-ary, man-etry, man-iry, man-ova, man-dona, man-geja, man-jono;.
5b) fototeny manomboka amin' ny h kosa: dia indraindray latsaka ny h: man-hety = manety, indraindray miova ho g: man-horona = mangorona;.
6d) fototeny manomboka amin' ny l, r, z: dia miova araka ny hita amin' ny lalianpikambanan-teny ireo renisoratra ireo: man-lalo = mandalor,; man-roaka = mandroaka; man-zary = manjary.
7e) fototeny manomboka amin' ny m sy n: tsy miova ireo fa ny tovona man no tonga ma: man-mindro = mamindro, man-nemina = manenina.
8f) fototeny manomboka amin' ny k, s, t, ts: latsaka daholo ireo renitsoratra ireo: man-kaikitra = manaikitra, man-songona = manongona, man-tolotra = manolotra, man-tsongo = manongo.
9g) fototeny manomboka amin' ny f, p, b, v: miova ho mam ny man.
10h) raha mikambana amin' ny fototeny manomboka amin' ny f na p ny man, dia miova ho mamary latsaka ireo ranisoratra ireo: man-fikitra = mamikitra, man-potraka = mamotraka;.
11i) raha mikambana amin' ny fototeny manomboka amin' ny b na v ny man, dia miova ho mam, ka ny b mijanona ho b ihany (man-beda = mambeda) na indraindray latsaka (man-babo = mamabo) ary ny v kosa lasa b (man-voly = mamboly) na latsaka (man-velona = mamelona). [1.1]
Explications en anglais  12prefix used to form verbs which are typically transitive, and adjectives. [1.7]
Explications en français  13préfixe qui forme des verbes le plus souvent transitifs et des adjectifs. [1.8]
Morphologie 
14 Simple :
Analogues  15 mam

Entrée (2/2)16 man    
Partie du discours  17 nom
Explications en anglais  18lahy: a male, a man; a husband.
19lehilahy: a man.
20olombelona: a mortal man; mankind.
21olona: a human being, man. [1.7]

Mis à jour le 2025/11/02