Entrée | 1 mamoky |
Radical | 2 voky |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manome sakafo betsaka: Mamoky ny vahiny rehefa tonga mitsidika azy Rabe 5 Mamporisika, mitarika, mitaona olona hanao zavatra tsy dia mampaharisika azy loatra, amin' ny fandokafana azy na amin' ny fampanantenàna soa be ho azy: Mamoky ny vahoaka hikomy ny mpanoha riana [1.1] |
Explications en anglais |
6 to satisfy with food; subvert [1.7] |
Explications en français |
7 rassasier; pousser à la révolte [1.8] |
Exemples |
8 Ny mamoky ny hendry sy manome fo ny adala hikomy. [1.123#] |
Morphologie |
|
Analogues | 13 mitaona, manabontsina, manome fo, mambosy, mandroboka, mandrokiroky, mandraviravy, mamahana, manao toho-tsofina, mandrendrika, manadala, mitomany ambony fe |
Mis à jour le 2023/01/20 |