Entrée mambosy (ambosy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache mankahery: Nanambosy tsara ny mpianatra izy talohan' ny fanadinana
¶ mamporisika, mitarika mitaona hanao: Nanambosy ny mpiasa hikomy mihitsy ranona ka notanan' ny fanjakana
Mitovy hevitra: manaboly ~ manabony ~ manangely ~ manangoly ~ manao fandria-malemy lafika ~ manao hatsohatso ~ manao kobaka am-bava ~ manao lango malefaka ~ manao lokanga hisatra ~ manao ronono antavy ~ manao safosiaka ~ manao teny malefaka ~ manao vola-mahadradraka ~ manao volana hatenda ~ mandango ~ mandangolango ~ mandoka ~ mandraviravy ~ mandrobo ~ mandroboka ~ mandrokiroky ~ manejokejo ~ manitikitika ~ manjono ~ manojikojy ~ manolikoly ~ midredro ~ mitomany ambony fe ~ mizara vava [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mambosy
nambosy
hambosy
mambosia
Analogie  manabony ~ manabosy

Entrée mambosy
Partie du discours verbe actif
Définition malgache manao izay hanombohana na hanafainganana fiota ara-tsimia iray [SLP: Voambolana]
Définition française catalyser [SLP: Voambolana]
Vocabulaire 
Morphologie 
mambosy
nambosy
hambosy

2013/03/11