Entrée manangoly (angoly)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manambitamby mba hametsena: Kinga ery izy manangoly ny vahoaka
¶ Mitaona olona amin' ny teny na fijery malefaka mba hahavoa azy: Loza iny raha zazalahy hanangoly
¶ Manome vola na kadoa olonamba hitaona azy tsy hanao ny adidiny
¶ Jer. kolikoly [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to cheat, to deceive, to ensnare. [Richardson 1885]
 to lead astray [Hallanger 1973]
Définition française séduire, tromper [Hallanger 1974]
Morphologie 
manangoly
nanangoly
hanangoly
manangole

2013/03/21