|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manadala
Radical  2 adala
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 mandrebireby, mamitaka: Olona manadala anao fotsiny iny fa aza miaraka amin' iny intsony.
5 manelingelina, mahasosotra: Tsy mitsahatra manadala azy amin' ny raharahany ny zafikeliny.
6 mahavery loha, mamily saina: Tsy avelany, hono, iny zazalahy iny fa nanadala ny zanany.
7 manolikoly olona hahazoana izay tadiavina: Tratra nanadala ny lehiben' ny fokontany izy ka nosazina.. [1.1]
Explications en anglais  8 To befool, to confound, to perplex, to infatuate.. [1.2]
9 to make a fool of, to deceive; to cause mental anguish. [1.7]
Explications en français  10 tromper, faire perdre la tête. [1.3#2, 1.8]
11 Séduire, duper, se jouer, importuner, embarrasser. [1.3]
Exemples  12  manadala ahy mihitsy ianao! [2.528#]
13  Ela mihitsy vao hita ilay afokasoka manadala! [1.214#]
14  nanadala azy ny hevitra natoron'ny sakaizany azy (Les conseils de son ami l'ont trompé, lui ont fait perdre la tête) [1.3#2]
15  manadala ahy ireto ankizy mitabataba ireto (Ces enfants tapageurs m'importunent, me font perdre la tête) [1.3#2]
Morphologie 
16  Présent :
17  Passé :
18  Futur :
19  Impératif :
Tous les mots composés  20 manadala tena
Proverbes  21  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)22  manadalà
Radical  23 adala
Partie du discours  24  impératif du verbe actif manadala [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  25 manadala, manadalà

Mis à jour le 2025/11/10