Entrée mahaleo (leo)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manan-kery hahatohitra, afaka handresy: Tsy mahaleo azy aho ka hany heriko mangina
Mahavita, afaka hisahana, hikarakara: Mahaleo tsara ny fitondrana ny ankizy ilay mpampianatra vaovao
Mahatanty, mahazaka: Olona tsy mba mahaleo ny esoeso sy ny fanarabiana izy [1.1]
Explications en anglais To equal, to match, to parallel, to manage [1.2]
Explications en français Avoir assez de force pour vaincre, pour résister, pour exécuter. Tsy mahaleo azy hianao (Vous ne sauriez l'emporter sur lui) ~ Mahaleo tsara ny fitondrana ireo ankizy kamboty ireo izy (Il est dévoué pour s'occuper de ces orphelins) ~ Mahaleo ny fahoriana izy (Il sait supporter le malheur) [1.3]
Explications en anglais To be able to support; to be able to overcome [1.7]
Explications en français être capable de vaincre; être capable de supporter [1.8]
Exemples 
1Ny voky tsy mahaleo ny tsaroana! [2.296]
2Mamely mafy azy aho, ka tsy mahaleo izy; [2.996]
3Tsy zaza miankina fa lehilahy mahaleo-tena no tiany. [2.285]
Morphologie 
Présent : mahaleo
Passé : nahaleo
Futur : hahaleo
Impératif : mahaleova
Mots composés 
Proverbes 

Entrée Mahaleo (leo)
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Explications en anglais Music band formed in 1972 by seven musicians: Dama, Dadah, Bekoto, Fafa, Nono, Charles, Raoul. [3.1]
Vocabulaire 
Web Mahaleo: un film de Paes et Rajaonarivelo (http://www.mahaleo.com/)
Illustrations 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/16