| Entrée | 1 mahaleo tena |
| Mots élémentaires | 2 mahaleo, 3 tena |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Jereo fahaleovan-tena
[1.1] |
| Explications en français |
[mahaleotena]
6 indépendant, autonome
[1.13] |
| Exemples |
7 Samy mahaleo tena ireo, tsy aharo, sady mivalana no miorika.
[2.48]
8 ary naseho tao amin' ny "Takariva-Collection" ho boky kely mahaleo tena, nitondra ny anarana hoe "Ranomasina". [2.471] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|