Entrée | 1 fahaleovantena |
Mots élémentaires | 2 fahaleovana, 3 tena |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 [fahaleovan-tena]
Fahafahana mizaka tena ka tsy fehezin' ny hala na miankin-doha amin' ny hafa intsony [1.1#194] |
Explications en anglais |
6 [fahaleovan-tena]
independence [1.7] |
Explications en français |
7 [fahaleovan-tena]
indépendance [1.8] 8 indépendance [1.5#191] |
Exemples |
9 nahazo fahaleovantena i Madagasikara.
[2.472]
10 Nanara-tsisiny dia nanapaka ny Araben' ny fahaleovantena izahay. [2.4] 11 Adidy masina sady voajanahary tahaka ny fiahiam-bady aman-janaka ny fiarovana ny tanindrazana sy ny firenena ary ny fahaleovantena, ka tsy politika [2.503] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |