Entrée | 1 lena |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Nilatsahan' ny rano ka manda, vonton' ny rano, kotsa: Tratran' ny orana aho ka lena ny akanjoko [1.1] |
Explications en anglais |
4 wet, moist [1.7] |
Explications en français |
5 humide, mouillé [1.8] |
Exemples |
6 Mangeroka mihinan-tenda mantsy ny viha raha lena. [2.472] 7 Izany indrindra no nahatonga azy tsy hihafahafa ka hivary lena amin' ireto namany ireto. [2.470] |
Dérivés |
|
Antonymes | 13 maina |
Analogues | 14 1.1=manda=petsa=poretsaka=vonto=bibaka=hetsaka=hotsaka=fetsaka=loditra=kotsa=ditsaka=tantera-drano=mitsoitsoy=mitera-drano=mitsi-drano=malana=malamalana |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Anagrammes | 30 lane, lena |
Mis à jour le 2023/08/11 |