|
|
|
|

Entrée1 lehilahy tsy boka herintaona
Mots élémentaires  2lehy, 3lahy, 4tsy, 5boka, 6herina, 7taona
Partie du discours  8 locution
Explications en malgache  9enti-milaza fa na inona na inona manjò, ny lehilahy afaka hiarina ihany noho ny herimpony. [1.1]

Mis à jour le 2025/10/11