Entrée | 1 lamosina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Ny faritry ny vatana mifamaly any ivoho amin' ny tratra sy ny kibo: Misy marary ato amin' ny lamosiko ato [1.1] |
Explications en anglais |
4 the back [1.2, 1.7] 5 [Mal. lamusir, the flesh of an animal's back] [1.2] |
Explications en français |
6 le dos [1.3#382, 1.8] |
Exemples |
7 Io no manosika antsika hanome lamosina na hiampanga azy. [1.369] 8 dia manampy amin'ny fanamaivanana ny fanaintainanan'ny lamosina. [2.424] 9 ary ny lamosina marary koa : ary satriko hiany mandry noho ny fanaintainan'ny andoha. [2.59] |
Vocabulaire |
10 Biologie |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Holonyme |
|
Co-méronymes |
|
Proverbes | 35 Proverbes contenant le mot lamosina |
Anagrammes | 36 lamosina, salamony |
Mis à jour le 2024/10/30 |