Entrée | 1 korandendy |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
14 [1.1] Fisafotofotoana tsy misy filaminana, fitenitenenana kitoatota, misafotofoto tsy milamina. |
Synonymes | 15 korondendy |
Analogues | 16 maloto, misotisoty, misolitika, misolitiditika tsy mahadio tena, voretra, mikesonkesona, mifotafota |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |