Entrée maloto (loto)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Misy pentina, misy loto mifotetaka, tsy voadio: Maloto izany trano izany
¶ Misolitika, misotisoty, tsy mahadio tena: Zaza maloto i Lita kely ka ihatahan' ny namany
¶ Mahafabaraka: Raharaha maloto io ka hihatahako madiodio
¶ Vetaveta: Tokony hofadina ny teny maloto [Rajemisa 1985]
Définition anglaise filthy [Abinal 1888, Hallanger 1973]
Définition française dirty [Abinal 1888]
Définition anglaise impure [Hallanger 1973]
Définition française sale [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 impur [Abinal 1888]
 souillé [Hallanger 1974]
Morphologie 
maloto
maloton'
maloton-
naloto
haloto
Antonymes 
Analogues  tsy madio ~ tsy madio tena ~ solotika ~ solotidotika ~ vorery ~ misoritika ~ tsilotidotika ~ somitika ~ misotisoty ~ mitavontavona ~ somerongerona ~ misavoretaka ~ vazina ~ misotitika ~ mikesonkesona ~ mifotafota ~ mahamenatra ~ vetaveta ~ mahavoafady ~ mahafaty vorona ~ tsy fampiseho masoandro ~ mamoafady
Exemples 
1Marokoroko sy maloto daholo ny tenany rehetra. [Andraina: Mitaraina, page 102]
2tsy mba azo nantsakána, fa maloto ny rano. [Callet: Tantara]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot maloto (1): Tsimaloto

2016/10/01