|
|
|
|

Entrée1 mahavoafady
Mots élémentaires  2mahavoa, 3fady
Partie du discours  4 verbe actif
Explications en anglais  5to cause disgrace by overstepping taboo. [1.7]
Explications en français  6Qui peut déshonorer, faire rougir, comme un acte mauvais: Mahavoafady anao ny ratsy nataonao (Le mal que vous avez fait vous déshonore). [1.3#840]
7se déshonorer en violant un tabou. [1.8]
Exemples  8 Izany no nanoloran' Andriamanitra azy ho amin' ny filan-dratsy mahavoafady [2.996]
9 fa izaho koa aza halina dia saiky tsy nahita tory akory, fa lasa tany aminy ihany ny eritreritro, satria manahy aho fandrao izy dia manangan-tsampona sy manondrana amin' iny hadaladalany iny, ka mahavoafady; [2.69]
Morphologie 
10 Présent :
11 Passé :
12 Futur :
Synonymes  13mamoafady
Proverbes  14 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02