Entrée (1/2) | 1 voretra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Radical | 3 retra |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
10 [1.1] Tsy mahavatra mikarakara na manadio ny tenany sy izay mikasika azy, ka maloto maharikoriko lalandava |
Explications en anglais |
11 [1.2, 1.7] dirty, untidy; clumsy 12 [1.2] inactive |
Explications en français |
13 [1.3, 1.8] sale 14 [1.3] malpropre; lourd, paresseux, indolent 15 [1.8] en désordre; débraillé |
Exemples |
16 [1.369#] Ary ny tena tsy rariny dia ny nanenjehana azy ho voretra, nefa ny toby nonenany tsy nisy afa-tsy paompy vitsivitsy.
|
Synonymes | 17 kalaina, kisinina, vorery, tongovorery, tsy mahava-tena, benamboka, betsinamboka, vazina, misavoritaka, mikorontana, mikondendina, mikondendy, misafotofoto, misampotina, mikoretika, misavorovoro, mikorandendina, misaritaka, misafotaka, mitavona, misomotaka, safotetaka |
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot voretra |
Entrée (2/2) | 19 voretra |
Partie du discours | 20 nom |
Explications en français |
21 [1.196] (de mamoretra : avoir des fruits en grappes serrées). Nom donné à plusieurs arbres dont les fruits présentent cette disposition. Surtout :
|
Vocabulaire | 22 Botanique |
Nom scientifique |
|
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |