|
|
|
|

Entrée1  korondendy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Fisafotofotoana tsy misy filaminana, fitenitenenana kitoatota, misafotofoto tsy milamina..
4 Maloto, misotisoty, misolitika, misolitiditika tsy mahadio tena, voretra, mikesonkesona, mifotafota. [1.1]
Synonymes  5 korandendy

Mis à jour le 2025/09/19