|
|
|
|

Entrée (1/3)1  karatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Taratasy baoritra fahazoa-miditra amin' ny lanonana na fiara andoavam-bola, izay manamarina fa efa nahaloa vola ny tena: Efapola ariary ny karatra fidirana amin' ity rindran-kira ~ Roanjato ariary ny kara-tsaran-dalana mankany Toamasina [1.1]
Explications en anglais  4  a card, a ticket [1.7]
Explications en français  5  carte d'entrée, billet [1.8]
Synonymes  6  bie
Mots composés 

Entrée (2/3)9  karatra
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  Taratasy fanoratana ny karazan-ketra rehetra aloa amin' ny fanjakana [1.1]
Analogues  12  Hetra, isam-pangady, tongoamihonkona, vodihena, hajia
Mots composés 

Entrée (3/3)14  karatra
Partie du discours  15  nom
Vocabulaire  16  Jeu
Explications en malgache  17  Baoritra filalaovana misy marika sy sary, ary mitovy soratra ny vohony [1.1]
Synonymes  18  karatra filalaovana
Mots composés 
Illustrations 
20 

Mis à jour le 2023/08/21