|
|
|
|

Entrée1  tongoamihonkona
Mots élémentaires  2  tongoa, 3  mihonkona
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Teny enti-milaza ny vodihena, ny isam-pangady, ny hasina, ny, variraiventy isan' olo-miaina, ny haren' ny maty momba, izay tongoa na fanampin' ny efa an' ny fanjakana tsy azo avala, ka tsy maintsy aloa fa voahonkona na vita mafy tsy azo sarahina amin' ny fanjakana [1.1]
Exemples  6  Raha tsy araka ny hajia, ny tongoa mihonkona, ny vidin-doha, ny fanompoana isan-karazany dia tsy maintsy mandositra raha te-ho velona sy tsy te-ho very vady aman-janaka. [2.508]
Autres orthographes  7  tongoamihonkona

Mis à jour le 2025/09/12