|
|
|
|

Entrée1 hajia
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3Vola (na zavatra) fandoa araka ny fomba efa narahina ela ho fanajana sy ho fanoavana ny mpanjaka na ny tompomenakely na ny olona ambony. (Hatramin' ny vodiakoho naterina ho an' ny ray aman-dreny avy aza dia natao hoe hajia, ka araka izany, dia angamba mety ho avy amin' ny teny hoe haja ihany ny hajia).
4(Ankehitriny) Ilay singan-tsary kely saram-pandefasana taratasy amin' ny paositra. Misy hajia karazany roa: ny hajian-taratasy ary ny hajian-ketra. [1.1]
Explications en anglais  5a tax, revenue, income arising from a feudal estate. [Mal. hajia, a present.]. [1.2]
Explications en français  6revenu, impôt, taxe, redevances payées aux seigneurs. [1.3]
7timbre. [1.13, 1.5]
Exemples  8 Mampita ny hafatra an-tsoratra amin'ny fitondrana taratasy misy hajia izy. [2.117#]
Tous les mots composés  9hajian-ketra
Illustrations 

Mis à jour le 2025/10/08