|
|
|
|

Entrée1  isam-pangady
Mots élémentaires  2  isa, 3  fangady
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  (isampangady) hetra isam-pangady [Betsileo] [1.78]
6  Ampahany (tokony ho intelon' ny vata: 6 dal) amin' ny vary vokatra izay omen' ny olona ny mpanjaka mba ho fankatoavana azy amin' ny maha-tompon' ny tany azy. (Raha menabe ny tany, dia an' ny mpanjaka manontolo ny isam-pangady, fa raha menakely kosa, dia animahana ho an' ny tompomenakely ka raha Andriamasinavalona ilay tompomenakely dia omena ny antsasany ary raha zanak' andriana kosa, tsy omena afa-tsy ny ampahadiminy [1.1]
Proverbes  7  Proverbes contenant le mot isam-pangady

Mis à jour le 2025/09/12