Entrée (1/2) | 1 kabary |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Teny lavalava voalahatra sy voarindra atao eo imason' ny olona tafavory: Fatratra izay kabary am-panambadiana tamin' ny fanambadian' ny zanak' anabaviko izay 4 Fanambarana teny midina: Efa nandalo teo ve ilay mpiantso kabary? 5 Levilevy, faniniana, anatra na teny lavareny: Aza itondranao kabary vao maraina aty izahay 6 Fiampangana na fitoriana ataon' olona amin' ny tena eo amin' ny fitsarana, ady amin' ny fitsarana: Moa dia natao ho very va re aho ka narianao tamin-kabary? 7 Vaovao: Inona no kabarinao? (fandre indrindra amin' ny fitenim-paritany [1.1] 8 lahateny kanto sy mirindra atao an-kavoriana [1.13] |
Explications en anglais |
9 A public proclamation, a message from the sovereign or rulers; an assembly convened for public business; business or public speeches; an important matter [1.2] 10 a palaver, a public discourse [1.7] |
Explications en français |
11 Discours public [1.3, 1.8] 12 proclamation, publication, affaires traitées dans les réunions publiques ; assemblée publique, querelle, procès [1.3] 13 palabre [1.8] 14 discours [1.13] |
Exemples |
15 Vita eo ny kabary. [2.245#] 16 Vao izay vao mamaky kabary; [2.508#] 17 Ireo no fototry ny kabary hatraiza hatraiza. [2.488#] |
Vocabulaire |
18 Littérature: (en général) |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Synonymes | 25 volana@mg.n |
Mots composés |
|
Titres |
50 Kabarim-panambadiana (Rabenjamina Androvakely) 51 Kabary amin' ny famadihana (Rasamuel Maurice) 52 Kabary amin' ny fampisehoan-dambamena ho entin' ny maty (Rasamuel Maurice) 53 Kabary amin' ny Fanolorana omby ho an' ny mpandevina (Rasamuel Maurice) 54 Kabary am-panambadiana sy amin'ny fanasana : Fomba fanao raha misy maty: famangiana ~ levenana ~ kabary am-pandevenana (Rasamuel Maurice) 55 Kabary am-pandevenana (Rasamuel Maurice) 56 Kabary Malagasy tsy tontan' ny ela : Fanaka volamena mirakitra ny fahendren' ny razana (Rainitovo) 57 Kabary nataon' Andrianampoinimerina () 58 Kabary nataon-dRabemila () 59 Kabary nataon-dRadama I () 60 Kabary nataon-dRadama II () 61 Kabary nataon-dRainilaiarivony () 62 Kabary nataon-dRanavalona I () 63 Kabary nataon-dRanavalona II () 64 Kabary nataon-dRasoherina () 65 Kabary nataon-dRavalomanana Marc (Ravalomanana Marc) 66 Kabary vaovao (Rabetsimandranto Fidelis-Justin) 67 Ny kabary (Rahajarizafy Antoine (s.j.)) |
Proverbes | 68 Proverbes contenant le mot kabary |
Citations | 69 Textes citant kabary |
Entrée (2/2) | 70 kabary |
Partie du discours | 71 nom |
Explications en malgache |
72 anton-dia, sahabo [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrammes | 73 baraky, barika, -barika, kabari, kabary, kabira |
Mis à jour le 2024/11/22 |