|
|
|
|

Entrée1 mikabary
Radical  2kabary
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Manao kabary: Nikabary tamin' ny mponina tao Ampefy ny filohan' ny Nosy
Milaza ampahibemaso: Omaly no nikabary ny fandoaoan-ketra ny tomponarivo
Miteny, mibedibedy: Mandehana mandeha ianao fa aza mikabary ny zanako eo [1.1]
Explications en anglais  5 To deliver a public order, to proclaim, to pronounce, to announce, to speak in a public assembly on some public business [1.2]
6 to make a speech; to lead a palaver or discussion [1.7]
Explications en français  7 Prononcer un discours public, proclamer des lois, des ordres dans une assemblée publique, intenter un procès, réprimander [1.3]
8 donner un discours; diriger ou prendre part à un palabre [1.8]
Exemples  9 Tsy misy mahazo midonana-poana, hoy izy isaky ny mamory olona mikabary. [2.472]
10 Raha mikabary ny andriana, raha mitantara ka misaotra, raha mivavaka, dia Rafandrana hiany no aloha. [2.48]
Morphologie 
11 Présent :
12 Passé :
13 Futur :
14 Impératif :
Proverbes  15 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  16 kirambay, 17 mibarika, 18 mikabary, 19 riam-baky

Mis à jour le 2025/11/02