|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kabary
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Teny lavalava voalahatra sy voarindra atao eo imason' ny olona tafavory: Fatratra izay kabary am-panambadiana tamin' ny fanambadian' ny zanak' anabaviko izay
4 Fanambarana teny midina: Efa nandalo teo ve ilay mpiantso kabary?
5 Levilevy, faniniana, anatra na teny lavareny: Aza itondranao kabary vao maraina aty izahay
6 Fiampangana na fitoriana ataon' olona amin' ny tena eo amin' ny fitsarana, ady amin' ny fitsarana: Moa dia natao ho very va re aho ka narianao tamin-kabary?
7 Vaovao: Inona no kabarinao? (fandre indrindra amin' ny fitenim-paritany [1.1]
8 lahateny kanto sy mirindra atao an-kavoriana [1.13]
Explications en anglais  9 A public proclamation, a message from the sovereign or rulers; an assembly convened for public business; business or public speeches; an important matter [1.2]
10 a palaver, a public discourse [1.7]
Explications en français  11 Discours public [1.3, 1.8]
12 proclamation, publication, affaires traitées dans les réunions publiques ; assemblée publique, querelle, procès [1.3]
13 palabre [1.8]
14 discours [1.13]
Exemples  15  Vita eo ny kabary. [2.245#]
16  Vao izay vao mamaky kabary; [2.508#]
17  Ireo no fototry ny kabary hatraiza hatraiza. [2.488#]
Morphologie 
18  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Vocabulaire  32  Littérature: (en général)
Synonymes  33 volana@mg.n
Tous les mots composés  34  25 combinaisons de ce mot
Proverbes  35  Proverbes contenant ce mot
Citations  36  Textes citant ce mot

Entrée (2/2)37  kabary
Partie du discours  38  nom
Explications en malgache  39 anton-dia, sahabo [Sihanaka] [1.78]

Anagrammes  40 baraky, 41 barika, kabary, 42 kabira

Mis à jour le 2025/12/08