|
|
|
|

Entrée1  fikabariana
Radical  2 kabary
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanaovana lahateny ampahibemaso; filazana lalàna na didy ampahibemaso
5 Fibedibedena: Ampy izay fikabarianao ahy izay fa lasa aho [1.1]
Explications en français  6 L'action de proclamer, d'admonester, la cause, le lieu [1.3]
Exemples  7  Atombohy, any aloha, ary ny tantaran' ny fikabariana. [2.270#]
8  Ny an'Ingahy teo ambany avaratry ny Vato-fikabariana; [2.588#]
9  Raha vao mahatazana ny afo midonaka ny manodidina dia manatona haingana ny toerana fikabariana. [2.508#]
Illustrations 

Mis à jour le 2025/10/07