Entrée | 1 isa fa tsy roa |
Mots élémentaires | 2 isa, fa, tsy, roa |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] tokana tsy manantsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin' ny toetra na ny hatsaran-tarehy) |
Explications en français |
5 [1.3] incomparable, unique, sans égal 6 [2.415#1733] Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. |
Autres orthographes | 7 isafatsiroa, safatsiroa |
Synonymes | 8 tsy manam-paharoa |
Anagrammes | 9 isafatsiroa, isa fa tsy roa |
Mis à jour le 2023/04/23 |