Entrée |
indraim-bava
|
Mots élémentaires | indray ; vava |
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Teny kely foana [1.1]
|
Explications en anglais | Just one word; a morsel of food [1.7]
|
Explications en français | Une bouchée, une chique Figuré: un mot, une parole, un rien [1.3]
|
| Un petit mot; une bouchée de nourriture [1.8]
|
Exemples |
1 | izay teny indraimbava atao eto, aza tsiny?
[2.48]
|
2 | Nangina tsy nisy namaly izy ireo na dia teny indraimbava aza, satria efa nodidian'ny mpanjaka hoe:
[2.996]
|
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|