|
|
|
|

Entrée1  ilay
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3  Fanao indrindra amin' ny anaran' olona na zavatra: 1) tondroina mafimafy kokoa: Ny masoandro no ilay mpanasoa ny voary; 2) na efa noresahina: Moa efa tonga teo ilay mpandrafitra? 3) na anaram-bosotr' olona na biby lahy: Nandrifatra ilay mena ka tsy tana. (Matetika no soratana atao teny iray ny ilay sy ny mpamaritra anarana, ny fitambarany no nanjary anaram-bosotra: Nandrifatra Ilaimena ka tsy tana.) [1.1]
Explications en anglais  4  the, this, that. It is often used like the English definite article. [1.2]
5  that one, usually referring to someone or something understood or previously referred to [1.7]
Explications en français  6  le, celui; indique souvent une personne ou une chose dont on déjà parlé [1.8]
Mots composés 
Titres  11  Ilay ampondra (Andriamalala Emilson Daniel)
12  Ilay ariary mahantra (Rapatsalahy Paul)
13  Ilay atodiorokoroka sy ireo mpandroaka sarety (Ravalison Edmond)
14  Ilay dinan' ny fitia (Randriamamonjy Esther)
15  Ilay dobo (Razafintsalama Josefa)
16  Ilay endrika nanaitra tao amin' ny métro Odéon (Rapatsalahy Paul)
17  Ilay fasan-tsakaiza tiana (Ny Avana)
18  Ilay fitia (Solonomenjanahary Ranivoarisoa)
19  Ilay fitiavana mpandresy (Rabearivelo Jean-Joseph)
20  Ilay fitsara ambony (Razakarivony Arthur)
21  Ilay Fivoriana mahazendana (Rapatsalahy Paul)
22  Ilay hohalahy tian' Andriana (Ravelomoria Wast)
23  Ilay kintana mainty (Rapatsalahy Paul)
24  Ilay Kintana mamirapiratra : Tantaran' olona tamin' ny andron' ny Menalamba (Rajohanesa Philippe)
25  Ilay Olona faha-8 (Rapatsalahy Paul)
26  Ilay olona feno holatra (Rapatsalahy Paul)
27  Ilay ony (Rafanoharana)
28  Ilay Sorona mahagaga (Rapatsalahy Paul)
29  Ilay tsipika mena (Rapatsalahy Paul)
30  Ilay vavy antitra! (Rakotoson Emeralda)
31  Ilay Veromanitra (Rafanoharana)
32  Ilay vohitry ny nofy (Andriamalala Emilson Daniel)
33  Ilay Vorona Mena (Rapatsalahy Paul)
34  Ny tantaran' ilay savomanitra (Razafiniaina Charlotte)
35  Sorobaton’ilay jamba (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
36  Vavaka ho an' ilay mpandalo (Raharolahy Mamy)
Tableaux et planches  37  Tous les pronoms

Anagrammes  38  aili, aily, ilai, ilay

Mis à jour le 2023/06/19