|
|
|
|

Entrée (1/4)1  hitsy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Toetran' ny zavatra mijoro tsara, tsy bilabila: Mahafinaritra ny mifery ny hitsin' itỳ hazo itỳ
4  Hamarinana, tsy fisian-diso: Mahagaga ny hitsin' ny fitenin' itỳ zaza itỳ
5  Fahamarinana, tsy fiolakolahana; ny marina, ny rariny: Tokony hitsara mandrakariva araka ny hitsiny ny mpitsara
6  Tandrify: Mipetraka eo amin' ny hitsin' ny tsena indrindra izahay. [1.1]
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes passifs :
9  Verbes relatifs :
10  Noms :
11  Adjectifs :
Mots composés 
Toponymes 
Titres  18  Hitsivolana 2018-001 : Momba ny Lalàna mifehy ny Fitantanam-bolam-panjakana ho amin' ny taona 2019 (Fanjakana Malagasy)

Entrée (2/4)19  hitsy
Partie du discours  20  nom
Explications en malgache  21  fijoroana mahitsy [Taisaka] [1.78]

Entrée (3/4)22  hitsy
Partie du discours  23  nom
Explications en français  24  droite [1.13]
Vocabulaire  25  Mathématiques: géométrie
Mots composés 

Entrée (4/4)36  hitsy
Partie du discours  37  nom
Explications en malgache  38  karazan-kazo fanaovan-trano [Taisaka] [1.78]
Explications en français  39  Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Voir aussi hitsika et hitsikitsika . [Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulaire  40  Botanique
Dérivés 
41  Verbes actifs :
42  Noms :
43  Adverbes :
Mots composés 
Nom scientifique 

Anagrammes  47  hitsi, hitsy, tsihi, tsihy

Mis à jour le 2023/05/22