|
|
|
|

Entrée1  hitsivolana
Mots élémentaires  2  hitsy, volana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Didy ataon' ny Governemanta noho ny famindram-pahefana avy amin' ny Solombavambahoaka mpanao lalàna
5  [1.13] didy avoakan'ny filankevitry ny fitondram-panjakana, mandrapankatoavana azy ho lalana
Explications en français  6  [1.13] ordonnances
Exemples  7  [1.384#] Araka izany, ny Governemanta dia manolotra ity Didy hitsivolana ity.
8  [2.114#] Havoaka amin' ny Gazetim-panjakan' ny Repoblika izao hitsivolana izao.
Vocabulaire  9  Loi
Synonymes  10  ordonansy

Anagrammes  11  hitsilovana, hitsivolana

Mis à jour le 2025/01/21