|
|
|
|

Entrée (1/2)1 hitsikitsika
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Karazam-borona salasalany, mivolon-takatra sady mainty ny volony, 30 sm ny halavany ary mivelona amin' ny nofom-biby madinika sy ny bibikely (Tinnunculus) -- Mahafinaritra jerena ny fanidin' ny hitsikitsika rehefa misonenika izay izy, ka nahatonga ny hiran' ny ankizy hoe: Mandihiza, Rahitsikitsika, hianaranay raha fararano [1.1]
Explications en français  4 crécerelle [1.54]
5 crécelle malgache, oiseau de bon augure, qui porte bonheur [1.196]
Exemples  6 Dia nisy hitsikitsika nisakana azy. [2.69#]
Vocabulaire  7 Zoologie: oiseaux
Synonymes  8ihitsikitsika, ikitiky, kitsikitsika
Proverbes  9 Proverbes contenant ce mot
Article  10Randzavola: hitsikitsika ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)11 hitsikitsika
Partie du discours  12 nom
Explications en malgache  13 Karazan-kazo lehibe mafy [1.1]
Explications en français  14 (Nom général de rhodocolea : Rhodocolea racemosa (Lam.) H.Perrier et Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Fruits comestibles, acidulés. [Merina, Betsileo] [1.196]
Vocabulaire  15 Botanique
Analogues  16 hitsika
Tous les mots composés  17hazonkitsikitsika
Nom scientifique 

Mis à jour le 2025/11/02