Entrée mihitsy (hitsy)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Tonga mahitsy, tsy bilabila: Tohano mba hihitsy ireto zanakazo ireto
¶ Mandeha mivantana tsy mivilivily: Saika very aho raha tsy nihitsy tamin' ilay tranon-jiro natoronao
¶ Milahatra: Mihitsia tsara fa handalo ny manam-pahefana. [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mihitsy
nihitsy
hihitsy
mihitsia
Mots composés, titres, noms  

Entrée mihitsy (hitsy)
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Teny enti-manamafy fa marina; tena, tokoa: Marina mihitsy ny voalazanao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   indeed, absolutely [Hallanger 1973]
Définition française   en vérité, assurément [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   directement [Abinal 1888]
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2015/06/14