|
|
|
|

Entrée1  hanta
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Angolangola na fihetsika somary amboamboarina raha mangata-javatra noho ny fitokiana fitiavana; fiangaviana na fitarainana hahazoana zavatra na hahazoana manao ny sitraky ny fo noho ny fitokiana fitiavana; fanaovana angolangola hahazoana tombompitia: Tokony ho voafefin' ny fanajana mandrakariva ny hantahanton' ny ankizy. [1.1]
Explications en anglais  4  indulgence [1.7]
Explications en français  5  action de tout accorder [1.8]
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :
10  Adjectifs :
Synonymes  11  hantahanta
Mots composés 

Mis à jour le 2020/07/31