| Entrée (1/2) | 1 mihanta |
| Radical | 2 hanta |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mangataka mafy aoka izany: Nihanta ity firavaka ity tamiko izy.
5 Miangavy mafy ary amim-panetren-tena: Mihanta aminao aho aoka hipetraka eto aminao ny zandriko. 6 Mitalaho, milela-paladia. 7 Mahazo izay rehetra angatahiny ka manaram-po: Zaza mihanta Ikoto ka tsy mahagaga io raha maditra rahatrizay. [1.1] |
| Explications en anglais |
8 to be spoiled (of a child).
[1.7] |
| Explications en français |
9 demander, supplier; être gâté: Mihanta akanjo iray aminao aho (Je vous supplie de me donner un habit) ~ Mihanta aminao aho, mba omeo fiantrana (Je vous en supplie donnez-moi une aumône) ~ Zaza mihanta io (C’est un enfant gâté).
[1.3#215] 10 être gâté (se dit des enfants). [1.8] |
| Exemples |
11 Ivatsia-mofo mihoatra noho ny zaza mihanta / Izany, Rainilaikely ô...
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 16 bala mihanta |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 18 mihantà |
| Radical | 19 hanta |
| Partie du discours | 20 impératif du verbe actif mihanta [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
[1.3#215] |
| Anagrammes | 21 mihantà, mihanta |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|