|
|
|
|

Entrée1  hantahanta
Radical  2 hanta
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Angolangola na fihetsika somary amboamboarina raha mangata-javatra noho ny fitokiana fitiavana; fiangaviana na fitarainana hahazoana zavatra na hahazoana manao ny sitraky ny fo noho ny fitokiana fitiavana; fanaovana angolangola hahazoana tombom-pitia: Tokony ho voafefin' ny fanajana mandrakariva ny hantahanton' ny ankizy.. [1.1]
Explications en français  5 [duplicatif fréquentatif]. [1.3]
Exemples  6  Mahatsiaro ny hantahanta fanaoko, ry zareo; [2.285]
7  Andry koa re ka lavo, hantahanta aiza intsony! [1.244]
8  Nekeko io hantahanta keliny io satria izy koa no mba tiako hifidy izay sora-damba ho ahy. [2.643]
Dérivés 
Noms :
Synonymes  10 hanta

Mis à jour le 2025/09/19