Entrée (1/3) | 1 haja |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fanaovana ho zavatra, toetra mahatonga hoheverina ho zavatra: Lehilahy manankaja io 4 Mariky ny fiheverana ho zavatra: Omeo haja izy 5 Voninahitra, baràka, hasina, zo, dera, laza, ilo mby an-doha, anarana [1.1] |
Explications en anglais |
6 honour, respect, regard, reverence. See asy. [1.2] 7 respect, honor [1.7] |
Explications en français |
8 respect, considération, vénération, honneurs rendus: Mendrika homen-kaja izy (Il mérite d'être respecté, honoré) ~ Manan-kaja io vehivavy io (Cette femme est respectée) [1.3] 9 respect, honneur [1.8] 10 honneur, considération [1.196] |
Exemples |
11 Raiso, Tompoko, ny haja atolotro anao. [2.270] 12 Very haja ny tenany fa lany izato harenany/ [2.720] |
Vocabulaire |
13 Emotions |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Titres | 30 Haja iombonana (Ny Avana) |
Entrée (2/3) | 31 haja |
Partie du discours | 32 nom |
Explications en malgache |
33 izay noharina, harena [Bara]
[1.78] |
Synonymes | 34 hajahaja |
Entrée (3/3) | 35 haja |
Partie du discours | 36 nom |
Explications en malgache |
37 vary, hanina dia izay fihinana rehetra (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [Bara]
[1.353#62] |
Explications en français |
38 C'est le nom mystique que le mpisikidy ou devin donne au riz dans le cours de ses prophéties [Betsileo]
[1.196] |
Mis à jour le 2023/06/03 |