|
|
|
|

Entrée1  fanajana
Radical  2 haja
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanomezana haja, voninahitra: Fanajana ny Razana no amadihana azy.
5 Fanaovana ho zavatra, fanasiana vidiny: Izao ve no fanajanao fotoana?. [1.1]
Proverbes  6  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02