|
|
|
|

Entrée1  fialonana
Radical  2 alona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 alahelo noho ny soa azon' ny sasany: Mikiky andro aman'alina an' izay mitahiry azy ny fialonana. [1.1]
Explications en anglais  5 jealousy. [1.7]
Explications en français  6 la jalousie. [1.8]
Exemples  7  ary inona no asan'ny harena amin'ny olona be fialonana? [2.996]
8  Fantatro fahita amin' ny olona sasany ny fialonana. [2.472]
Vocabulaire  9  Emotions
Analogues  10  kikisannyfialonana, 11  malahelovadyvoky, 12  mialona, 13  mitsiriritra, 14  oryhavamanana
Tous les mots composés  15  2 combinaisons de ce mot
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  17 faniloana, 18 fialonana, 19 fiolanana

Mis à jour le 2025/11/09