Entrée mitsiriritra (tsiriritra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Maniry fatratra hahazo na hihinana: Aza mitsiriritra fananan' olona, hoy ny Tompo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to covet [Hallanger 1973]
Définition française convoiter; désirer vivement [Hallanger 1974]
Morphologie 
mitsiriritra
nitsiriritra
hitsiriritra
mitsiririta
Exemples Tetsy izy, faly ery nitaratra ny fotsy, teroa, nanafosafo ny halaman' ny lasoà, - tery indray, nitsiriritra ny loko sy sora-damba ... [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 103]
Citations 

2012/09/25