Entrée (1/4) | 1 fanahy |
Radical | 2 hahy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fomba entina manahy na mamelatra zavatra amin' ny toerana talaky andro mba ho maina: Tsy toy izao, retsy, no fanahy vary, ry Ketaka [1.1] |
Entrée (2/4) | 5 fanahy |
Radical | 6 ahy |
Partie du discours | 7 nom |
Explications en malgache |
8 Fomba entina manahy 9 Zavatra ao amin' ny olombelona entiny manahy ny amin' ny tenany, mampahatsiaro tena azy: Very fanahy mbola velona ohatra ny valala voatango 10 Zavatra mampiavaka ny olona amin' ny biby: Ny fanahy no olona. 11 Saina mieritreritra, fahendrena: Ny manam-panahy mody voky fa ny adala manesika ihany. 12 Ilay zavatra tsy mety maty fitambaran' ny saina sy ny sitra-po ao amin' ny olombelona izay misaraka amin' ny vatana rehefa maty ny olona mba ho any amin' ny fiainana any an-koatra: Hivavaka ho an' ny fanahin' ny maty isika. 13 Toetra: Manao fanahin-jaza. 14 Fahasalamana: Nahakepoka ny fandrenesana an-dRakoto maty tampoka: olona tsara fanahy izao izy no niala tao an-trano. [1.1] |
Explications en anglais |
15 the mind, the seat of thought, anxiety, or care; care for, thoughtful concern; tact, disposition, character, intelligence, knowledge; the soul, the immortal part of man. See nahy. [1.2] 16 the spirit, the soul; an attitude or temperament [1.7] |
Explications en français |
17 esprit, âme; attitude ou tempérament [1.8] |
Exemples |
18 Toetra no lazaina hoe fanahy eto. [1.316#] 19 Fa misy fanahy handalana, Re lahy! [2.69#] 20 Fanandratana ny fanahy maha-olona. [1.317#] |
Vocabulaire |
21 Philosophie |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Titres |
|
Proverbes | 41 Proverbes contenant le mot fanahy |
Article |
42 Randzavola: fanahy ao amin' ny Baiboly |
Entrée (3/4) | 43 fañahy |
Partie du discours | 44 nom |
Explications en malgache |
45 fitaka [Bara]
[1.78] |
Morphologie |
|
Entrée (4/4) | 48 Fanahy |
Partie du discours | 49 nom propre (biblique) |
Exemples |
50 Velona amin'ny fanahy isika, ka aoka handeha amin'ny fanahy [2.996] |
Vocabulaire |
51 Ecritures Saintes |
Tableaux et planches |
52 Liste complète |
Anagrammes | 53 fahany, fanahy, fañahy, fahany, fanahy, fañahy |
Mis à jour le 2023/06/16 |