|
|
|
|

Entrée (1/2)1 ahy
Partie du discours  2 pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3Mpisolo anarana misolo olona enti-milaza: ny olona miteny raha atao teny fameno: Raha vao nahita ahy izy dia nandositra..
4Raha milaza tompon-javatra: Ahy itỳ boky itỳ.. [1.1]
Explications en anglais  5Me, my, mine; objective case of aho. Occasionally this word is found with the suffixe pronouns, as ahiko, mine.. [1.2]
6Me (as object); mine. [1.7]
Explications en français  7à moi, moi, me. Ahy (ou quelquefois ahiko) irery izany: c'est à moi seul, c'est ma part. Mamono ahy izy: il me frappe.. [1.3]
8A moi, me. [1.5]
9Moi (objet), mien. [1.8]
10à moi, moi, me [ahy est peu employé: cf plutôt anahy].. [Tanala] [1.6]
Exemples  11 Aiza no misy ahy? [2.5]
12 Natoky ahy i Feno. [2.472]
13 Iza no mba tia ahy? [2.471]
14 Mivavaha ho ahy koa. [2.499]
15 Asa izay fiheverany ahy. [2.4]
Morphologie 
16 Simple :
Analogues  17 aho, 18 ko
Tous les mots composés  195 combinaisons de ce mot
Tableaux et planches  20 Tous les pronoms

Entrée (2/2)21 ahy
Partie du discours  22 nom
Explications en malgache  23tahotra. [1.1]
24fahatsapana sy fahatsiarovana ny fisian'ny tena sy ny manodidina ny tena; fahatsiarovan-tena eo amin'ny adidy, eo amin'ny fitiondran-tena; eritreritra. [1.13]
Explications en anglais  25solicitude, inquietude, anxiety, care, attention.. [1.2]
Explications en français  26soin, sollicitude, soupçon. [1.3, 1.5]
27inquiétude, souci. [1.3]
28conscience. [1.13]
Exemples  29 Aiza no misy ahy? [2.5]
30 Natoky ahy i Feno. [2.472]
31 Iza no mba tia ahy? [2.471]
32 Mivavaha ho ahy koa. [2.499]
33 Ny ahy toaka mahery! [2.583]
34 Mba kivazivazy ny ahy. [2.895]
35 Asa izay fiheverany ahy. [2.4]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Vocabulaire  49 Philosophie 50 Emotions

Anagrammes  51 ahy, 52 hay, 53 hia, 54 iha

Mis à jour le 2025/10/08