Entrée | 1 satry |
Partie du discours | 2 participe |
Explications en malgache |
3 Tiana, sitraka: Satriko ny handeha, saingy mita hanavy aho. [1.1] |
Explications en anglais |
4 intended; wished; to intend, to prefer [1.7] |
Explications en français |
5 voulu, désiré, visé, choisi, préféré: Satriko ny mandeha, fa misy ranonorana (Je voudrais bien partir, mais il y a de la pluie) [1.3] 6 voulu, qu'on a l'intention de faire; préféré [1.8] |
Exemples |
7 Moa va tsy fanala latsaka maraina iny hariva iny ka satry ihany hilatsaka am-patana rehefa vita ny lahasa an-tsaha.
[2.470]
|
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Anagrammes | 21 ratsy, 22 satry, 23 sitra, 24 Tarsy |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |