Entrée (1/2) | 1 fahavaratra |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 faha~, varatra |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
9 [1.1] Fizaran-taona manarakaraka ny lohataona, manomboka amin' ny novambra ka miafara amin' ny zanvie, izay ahitana ny orana avy tsikelikely aloha, dia mampireny miaraka amin' ny varatra izay mikotrokotroka izaitsizy |
Explications en anglais |
10 [1.2#146] The rainy season, the summer 11 [1.7] summer, the thunderstorm season |
Explications en français |
12 [1.8] l'été austral, la saison des temps orageux |
Exemples |
13 [2.59] Ary ny taona tamin'izao dia fahavaratra. 14 [2.117] Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka. 15 [2.69] asaina mihosy fahavaratra, mararin' ny hanatra; |
Vocabulaire |
16 Temps 17 Géographie: (en général) |
Analogues | 18 lohataona, fararano, ririnina |
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot fahavaratra |
Entrée (2/2) | 20 Fahavaratra |
Partie du discours | 21 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Mots élémentaires | 22 fahavaratra |
Auteur |
23 Ratsifandrihamanana Clarisse |
Editions |
24 Imprimerie Faneva. 1965. Pages: 150. |
Anagrammes | 25 fahavaratra, Fahavaratra |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |