|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  varatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Karazan' afo avy amin' ny fifanatonan' ny rahona misy elektrisite sy ny tany, rehefa avy orana, ka mahatonga tselatra sy kotroka ary mahafaty izay ilatsahany: Nilatsahan' ny varatra ny omby niraoka tery an-kavoana [1.1]
Explications en anglais  4 thunder; a thunderbolt [1.7]
Explications en français  5 foudre, tonnerre [1.8]
Morphologie 
6  Simple :
7  Préfixée :
Vocabulaire  8  Météorologie
Combinaisons  9  31 expressions, toponymes, etc... avec ce mot
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 11  varatra
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13 fotaka [1.1]
Morphologie 
14  Simple :
15  Préfixée :

Mis à jour le 2026/03/07