| Entrée (1/2) | 1 fotaka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama
4 Dilatra: tsara homarihina anefa fa ny dilatra dia irony fotaka maintimainty mandry tsikelikely any amin' ny fanambanin' ny rano [1.1] |
| Explications en anglais |
5 mud, slime, bog
[1.2] 6 mud [1.7] |
| Explications en français |
7 la boue
[1.8] |
| Exemples |
8 Izay feno fotaka sy lavenona tamin'ny tampon-tanety nombany no sisa hitany tao.
[2.324]
9 mihady dia manilika ny fotaka voahady. [2.472] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Analogues | 20 fotadrevo, 21 fotamalemy |
| Tous les mots composés | 22 17 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 23 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 24 fotaka |
| Partie du discours | 25 nom |
| Explications en malgache |
[fôtaka]
26 varatra: Latsaham-pôtaka
[Bezanozano]
[1.78] |
| Explications en anglais |
27 a thunderbolt.
[1.2] 28 lightning [1.7] |
| Explications en français |
29 la foudre
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Vocabulaire | 32 Météorologie |
| Anagrammes | fotaka, 33 takofa |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|